Josoa 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ sy Gibea,+ ary Kiriata, dia tanàna efatra ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny. Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.+
28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ sy Gibea,+ ary Kiriata, dia tanàna efatra ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny. Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.+