Josoa 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanangana antontam-bato lehibe teo amboniny izy ireo, ka mbola eo izany mandraka androany.+ Dia nitony ny fahatezerana mafin’i Jehovah.+ Izany no antony nanaovana ny anaran’io toerana io hoe Lemaka Ivan’i Akora,+ mandraka androany. 2 Samoela 24:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Koa nohenoin’i Jehovah ny fitalahoana+ ho an’ilay tany, ka nitsahatra ilay loza namely ny Israely.
26 Ary nanangana antontam-bato lehibe teo amboniny izy ireo, ka mbola eo izany mandraka androany.+ Dia nitony ny fahatezerana mafin’i Jehovah.+ Izany no antony nanaovana ny anaran’io toerana io hoe Lemaka Ivan’i Akora,+ mandraka androany.
25 Dia nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Koa nohenoin’i Jehovah ny fitalahoana+ ho an’ilay tany, ka nitsahatra ilay loza namely ny Israely.