2 Samoela 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa ren’ny Filistinina fa nohosorana ho mpanjakan’ny Israely i Davida,+ dia niakatra hitady an’i Davida izy rehetra. Ren’i Davida izany, ka nidina tany amin’ny toerana sarotra haleha izy.+ 2 Samoela 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Niakatra indray ny Filistinina tatỳ aoriana,+ ka nihaodihaody teo amin’ny lemaka ivan’ny Refaima.+
17 Rehefa ren’ny Filistinina fa nohosorana ho mpanjakan’ny Israely i Davida,+ dia niakatra hitady an’i Davida izy rehetra. Ren’i Davida izany, ka nidina tany amin’ny toerana sarotra haleha izy.+
22 Niakatra indray ny Filistinina tatỳ aoriana,+ ka nihaodihaody teo amin’ny lemaka ivan’ny Refaima.+