1 Tantara 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Sibekay+ Hosatita, Ely Ahohita,+ 1 Tantara 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Taorian’izay, dia raikitra ny ady tamin’ny Filistinina,+ tao Gazera.+ Tamin’izay no namonoan’i Sibekay+ Hosatita an’i Sipay, izay anisan’ny teraky ny Refaima,+ ka resy ny Filistinina. 1 Tantara 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 I Sibekay+ Hosatita avy amin’ny Zerita+ no fahavalo ho an’ny volana fahavalo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.
4 Taorian’izay, dia raikitra ny ady tamin’ny Filistinina,+ tao Gazera.+ Tamin’izay no namonoan’i Sibekay+ Hosatita an’i Sipay, izay anisan’ny teraky ny Refaima,+ ka resy ny Filistinina.
11 I Sibekay+ Hosatita avy amin’ny Zerita+ no fahavalo ho an’ny volana fahavalo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.