1 Tantara 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raikitra indray ny ady tao Gata,+ ary nisy lehilahy iray goavam-be+ tao. Enina avy ny rantsantanany sy ny rantsantongony, ka efatra amby roapolo+ ny fitambarany. Teraky ny Refaima+ koa izy.
6 Raikitra indray ny ady tao Gata,+ ary nisy lehilahy iray goavam-be+ tao. Enina avy ny rantsantanany sy ny rantsantongony, ka efatra amby roapolo+ ny fitambarany. Teraky ny Refaima+ koa izy.