FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Nihozongozona sy nihovotrovotra ny tany,+

      Nihorohoro ny fototry ny tendrombohitra.+

      Nihozongozona tsy an-kijanona ireny satria nisy nampahatezitra Azy.+

  • Salamo 77:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Toy ny feon’ny kodiaran’ny kalesy ny feon’ny kotroka nalefanao,+

      Ary nanazava ny tany lonaka ny tselatra.+

      Nihorohoro sy nihovotrovotra ny tany.+

  • Salamo 97:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Nohazavain’ny tselatra nalefany ny tany lonaka.+

      Nahita izany ny tany ka nanaintaina mafy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara