Salamo 144:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Jehovah ô! Atongilano ny lanitrao mba hidinanao,+Ary kasiho ny tendrombohitra mba hidona-tsetroka.+ Isaia 64:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 Raha mba notriarinao mantsy ny lanitra ka nidina ianao,+ ary nihovotrovotra teo anatrehanao ny tendrombohitra,+
5 Jehovah ô! Atongilano ny lanitrao mba hidinanao,+Ary kasiho ny tendrombohitra mba hidona-tsetroka.+
64 Raha mba notriarinao mantsy ny lanitra ka nidina ianao,+ ary nihovotrovotra teo anatrehanao ny tendrombohitra,+