Salamo 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nitaingina kerobima izy ka nanidina,+Ary niriotra teny ambony elatry ny anjely.*+ Hebreo 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa izy momba ny anjely: “Manao ny anjeliny ho fanahy* izy ary ireo mpanompony* ho lelafo.”+