Ohabolana 8:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Koa ankehitriny, anaka, mihainoa ahy. Sambatra izay mandeha amin’ny lalako.+ Mpitoriteny 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.
13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.