Deoteronomia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo. Deoteronomia 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hotanterahin’i Jehovah Andriamanitrareo aminareo ilay fifanekena+ nianianany tamin’ny razanareo,+ ka hanehoany hatsaram-panahy feno fitiavana+ ianareo, satria mihaino foana an’izany didim-pitsarana izany sady mitandrina sy manaraka izany.+ Salamo 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa. Salamo 119:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny lalan’ny tsy fivadihana no nofidiko.+Hitako hoe mety tsara ny didim-pitsaranao.+
6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo.
12 “Hotanterahin’i Jehovah Andriamanitrareo aminareo ilay fifanekena+ nianianany tamin’ny razanareo,+ ka hanehoany hatsaram-panahy feno fitiavana+ ianareo, satria mihaino foana an’izany didim-pitsarana izany sady mitandrina sy manaraka izany.+
9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa.