Salamo 18:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hotorotoroiko ireny mba tsy ho afa-mitsangana intsony.+Ho lavo eo ambany tongotro ireny.+ Salamo 110:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+ Malakia 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Hanitsakitsaka ny ratsy fanahy ianareo, satria ho toy ny vovoka eo ambany faladianareo ireny, amin’ny andro hanatanterahako izany”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:+“Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+
3 “Hanitsakitsaka ny ratsy fanahy ianareo, satria ho toy ny vovoka eo ambany faladianareo ireny, amin’ny andro hanatanterahako izany”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.