FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izay toerana ahafatesanao no hahafatesako,+ ary any no hilevenako. Hofaizin’i Jehovah anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka ahy aminao!”

  • 1 Samoela 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hoy i Ely: “Inona no nolazainy taminao? Aza afenina ahy, raha sitrakao.+ Hofaizin’Andriamanitra anie ianao,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha misy afeninao ahy izay teny nolazainy taminao!”

  • 1 Samoela 14:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Dia hoy i Saoly: “Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy ho faty tokoa ianao,+ ry Jonatana!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara