9 Ary natolotr’ireo zanany lahy azy ny ra,+ dia natsobok’i Arona tao ny rantsantanany iray,+ ka nahosony teo amin’ireo tandroky ny alitara ny ra.+ Fa ny ambin-dra kosa nararany teo am-pototry ny alitara.
13 “‘Fa raha misy amin’ny zanak’Israely na ny vahiny monina eo aminareo mihaza ka mahazo bibidia na vorona azo hanina, dia hararany amin’ny tany+ ny rany, ka hototofany vovoka.+