1 Tantara 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary i Abisay+ rahalahin’i Joaba,+ no lasa lehiben’ny telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo. Ary nalaza toa an’ireo telo lahy ihany izy.
20 Ary i Abisay+ rahalahin’i Joaba,+ no lasa lehiben’ny telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo. Ary nalaza toa an’ireo telo lahy ihany izy.