FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 23:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary i Benaia+ zanak’i Joiada,+ zanaky ny lehilahy mahery fo, dia nanao zavatra maro tao Kabzela.+ Izy no nahafaty an’ireo roa lahy zanak’i Ariela avy any Moaba, sy nidina tao anaty lavaka fanangonan-drano ka namono liona+ iray, tamin’ilay andro nisy lanezy.+

  • 1 Tantara 27:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Lehilahy mahery anisan’ireo telopolo lahy+ io Benaia+ io sady lehiben’izy ireo. Ary ny antoko-miaramilany dia nofehezin’i Amizabada zanany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara