1 Tantara 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 I Sibekay+ Hosatita avy amin’ny Zerita+ no fahavalo ho an’ny volana fahavalo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.
11 I Sibekay+ Hosatita avy amin’ny Zerita+ no fahavalo ho an’ny volana fahavalo. Efatra arivo sy roa alina no tao amin’ny antoko-miaramilany.