2 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana; 2 Samoela 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary i Joaba no lehiben’ny tafika+ manontolon’ny Israely; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita;+
16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;
23 Ary i Joaba no lehiben’ny tafika+ manontolon’ny Israely; Benaia+ zanak’i Joiada+ no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita;+