Mpitsara 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nivoaka daholo ny zanak’Israely rehetra.+ Ary nivory toy ny olona iray+ teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka, hatrany Dana+ ka hatrany Beri-sheba,+ mbamin’ny tany amin’ny faritr’i Gileada.+ 2 Samoela 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hafindra hiala amin’ny taranak’i Saoly ny fanjakana, ka hatao mafy orina ny seza fiandrianan’i Davida eo amin’ny Israely sy Joda, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.”+
20 Dia nivoaka daholo ny zanak’Israely rehetra.+ Ary nivory toy ny olona iray+ teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa+ ny vahoaka, hatrany Dana+ ka hatrany Beri-sheba,+ mbamin’ny tany amin’ny faritr’i Gileada.+
10 Dia hafindra hiala amin’ny taranak’i Saoly ny fanjakana, ka hatao mafy orina ny seza fiandrianan’i Davida eo amin’ny Israely sy Joda, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.”+