Josoa 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary niverina nankany Rama ilay sisin-tany ka nitohy hatrany Tyro,+ izay tanàna voaro mafy. Ary niverina indray nankany Hosa izany, dia nifarana tany amin’ny ranomasina teo amin’ny faritr’i Akziba,+
29 Ary niverina nankany Rama ilay sisin-tany ka nitohy hatrany Tyro,+ izay tanàna voaro mafy. Ary niverina indray nankany Hosa izany, dia nifarana tany amin’ny ranomasina teo amin’ny faritr’i Akziba,+