2 Manaova teny fibebahana ka miverena amin’i Jehovah.+ Milazà aminy ianareo rehetra hoe: ‘Enga anie ka hamela heloka ianao!+ Ary raiso izay tsara. Izahay kosa, ho setrin’izany, dia hanolotra ny vokatry ny molotray, dia ny vantotr’ombilahy fiderana.+
9 Raha miaiky ny fahotantsika anefa isika,+ dia tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra sady marina, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny tsy fahamarinana rehetra.+