FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 dia izao kosa no hataoko aminareo: Hosaziko tokoa ianareo ka hivarahontsana sy ho voan’ny tioberkilaozy+ sy ny fanaviana mahery. Dia ho simba ny masonareo+ ary ho osa ny vatanareo.+ Ho very maina fotsiny ny namafazanareo voa, satria ny fahavalonareo no handany izany.+

  • Levitikosy 26:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hasiako amin’ny sabatra ianareo ho valin’ny+ nivadihanareo tamin’ny fifanekena.+ Hitangorona ao an-tanàna ianareo, ary handefasako areti-mandringana eo aminareo.+ Dia hatolotra eo an-tanan’ny fahavalo ianareo.+

  • Deoteronomia 28:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hasian’i Jehovah amin’ny tioberkilaozy+ sy ny fanaviana mahery sy ny hoditra mitera-mena sy ny hafanana mivaivay sy ny sabatra+ ianao, ary hataony mainan’ny rivotra mahamay+ sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinao.+ Dia hanenjika anao tokoa izany mandra-paharipakao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara