1 Tantara 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa hoy i Davida tamin’i Gada: “Ory loatra aho. Aleoko azon’ny tanan’i Jehovah,+ fa lehibe dia lehibe ny famindram-pony,+ toy izay azon’ny tanan’olona.”+ Hebreo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tian’i Jehovah no faiziny. Manasazy mafy an’izay raisiny toy ny zanaka izy.”+
13 Koa hoy i Davida tamin’i Gada: “Ory loatra aho. Aleoko azon’ny tanan’i Jehovah,+ fa lehibe dia lehibe ny famindram-pony,+ toy izay azon’ny tanan’olona.”+