FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 3:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia hoy i Davida tamin’i Joaba sy ny olona rehetra niaraka taminy: “Rovito ny akanjonareo+ ary misikìna lamba gony,+ ka midradradradrà eo alohan’i Abnera.” Ary nandeha taorian’ilay filanjana faty i Davida Mpanjaka.

  • 2 Samoela 13:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Koa nitsangana ny mpanjaka, ka nandrovitra ny akanjony+ ary nandry teo amin’ny tany.+ Ary nijoro teo akaikiny ny mpanompony rehetra, samy rovitra akanjo avokoa.+

  • 2 Tantara 34:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 ‘Koa satria mora nanaiky ny fonao+ ka nanetry tena+ ianao noho ny amin’Andriamanitra, rehefa nandre ny teniny momba ity toerana ity sy ny mponina eo aminy, eny, nanetry tena teo anatrehako ianao+ ka nandrovitra+ ny akanjonao ary nitomany teo anatrehako, dia nihaino+ anao aho, hoy i Jehovah.

  • Asan’ny Apostoly 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nandre izany i Barnabasy sy Paoly, izay samy apostoly, ka nandrovitra ny akanjony ivelany ary nihazakazaka nankeo amin’ny vahoaka, sady niantsoantso

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara