Mpitsara 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nosamborin’ny Filistinina izy, ka nopotsirin’ireo ny masony roa.+ Ary nentin’ireo nidina nankany Gaza+ izy, ka nofatorany tamin’ny gadra varahina roa.+ Dia lasa mpanodina vato lehibe fikosoham-bary+ tao am-ponja+ izy.
21 Dia nosamborin’ny Filistinina izy, ka nopotsirin’ireo ny masony roa.+ Ary nentin’ireo nidina nankany Gaza+ izy, ka nofatorany tamin’ny gadra varahina roa.+ Dia lasa mpanodina vato lehibe fikosoham-bary+ tao am-ponja+ izy.