Rota 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay toerana ahafatesanao no hahafatesako,+ ary any no hilevenako. Hofaizin’i Jehovah anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka ahy aminao!”
17 Izay toerana ahafatesanao no hahafatesako,+ ary any no hilevenako. Hofaizin’i Jehovah anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka ahy aminao!”