2 Samoela 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia niantso ny iray tamin’ireo zatovolahy i Davida, ka nanao hoe: “Avia! Vonoy io.” Koa novonoiny izy, ka maty.+ Salamo 55:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+
15 Dia niantso ny iray tamin’ireo zatovolahy i Davida, ka nanao hoe: “Avia! Vonoy io.” Koa novonoiny izy, ka maty.+
23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+