FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Davida+ tao Hebrona+ ny foko rehetran’ny Israely, ka niteny hoe: “Indreto izahay, taolanao sy nofonao.+

  • 1 Mpanjaka 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’izany fotoana izany, dia novorin’i+ Solomona+ ny anti-panahin’ny+ Israely, sy ny lehibem-poko+ rehetra ary ny mpiadidy teo amin’ireo fianakaviambe,+ teo amin’ny zanak’Israely. Novorina tany amin’i Solomona Mpanjaka tany Jerosalema ireo, mba hampiakatra ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, avy tany amin’ny Tanànan’i Davida,+ izany hoe Ziona.+

  • 1 Tantara 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary i Davida niara-nidinika tamin’ny lehiben’ny arivo sy ny lehiben’ny zato ary ny mpitarika rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara