29 Rehefa tonga tao amin’ny Tanànan’i Davida ilay Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, dia nitazana avy teo am-baravarankely i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Koa nony nahita an’i Davida Mpanjaka nitsinjatsinjaka sy nitotorebika izy,+ dia nanamavo+ azy anakampo.