Joba 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izay tsy maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’ny namany,+Dia tsy hanana tahotra an’ilay Mahery Indrindra intsony koa.+ Ohabolana 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Manao soa amin’ny tenany ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ fa mitondra loza ho an’ny tenany kosa ny lozabe.+
14 Izay tsy maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’ny namany,+Dia tsy hanana tahotra an’ilay Mahery Indrindra intsony koa.+
17 Manao soa amin’ny tenany ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ fa mitondra loza ho an’ny tenany kosa ny lozabe.+