2 Samoela 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nandefa iraka ho any amin’ireo lehilahy tany Jabesi-gileada+ i Davida, hilaza hoe: “Hotahin’i Jehovah anie ianareo,+ satria naneho izany hatsaram-panahy feno fitiavana+ izany tamin’i Saoly tomponareo, ka nandevina azy!+
5 Koa nandefa iraka ho any amin’ireo lehilahy tany Jabesi-gileada+ i Davida, hilaza hoe: “Hotahin’i Jehovah anie ianareo,+ satria naneho izany hatsaram-panahy feno fitiavana+ izany tamin’i Saoly tomponareo, ka nandevina azy!+