Genesisy 19:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary ilay zandriny koa tera-dahy, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Io no rain’ny taranak’i Amona,+ mandraka androany. Nomery 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+ 1 Tantara 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny sisa kosa nankininy tamin’i Abisay+ rahalahiny, ka samy naka ny toerany avy mba hifanandrina tamin’ny taranak’i Amona.+
38 Ary ilay zandriny koa tera-dahy, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Io no rain’ny taranak’i Amona,+ mandraka androany.
24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+
11 Ny sisa kosa nankininy tamin’i Abisay+ rahalahiny, ka samy naka ny toerany avy mba hifanandrina tamin’ny taranak’i Amona.+