17 Raha vao nolazaina tamin’i Davida izany, dia nangoniny ny Israely rehetra. Dia niampita ny Reniranon’i Jordana izy ireo ka tonga tany amin’ny Syrianina. Ary samy naka ny toerany avy ny miaramilany mba hiady tamin’ny Syrianina.+ Ary rehefa samy naka toerana ry Davida, dia niady taminy ireo.