1 Samoela 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Raha vao nahita an’i Davida i Abigaila, dia nidina haingana avy teo amin’ny ampondra ka niondrika teo anatrehan’i Davida sady niankohoka+ tamin’ny tany. 2 Samoela 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nankao amin’ny mpanjaka ilay vehivavy tekoita, dia niondrika ka niankohoka tamin’ny tany,+ ary niteny hoe: “Vonjeo,+ ry mpanjaka ô!”
23 Raha vao nahita an’i Davida i Abigaila, dia nidina haingana avy teo amin’ny ampondra ka niondrika teo anatrehan’i Davida sady niankohoka+ tamin’ny tany.
4 Koa nankao amin’ny mpanjaka ilay vehivavy tekoita, dia niondrika ka niankohoka tamin’ny tany,+ ary niteny hoe: “Vonjeo,+ ry mpanjaka ô!”