2 Samoela 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady momba an-dravehivavy.+ Ary nisy niteny hoe: “Tsy io ve no Batseba+ zanakavavin’i Eliama,+ vadin’i Oria+ Hetita?”+ Ohabolana 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Misotroa rano avy amin’ny lavaka fanangonanao rano, eny, misotroa rano mikoriana avy amin’ny lavadranonao.+
3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady momba an-dravehivavy.+ Ary nisy niteny hoe: “Tsy io ve no Batseba+ zanakavavin’i Eliama,+ vadin’i Oria+ Hetita?”+
15 Misotroa rano avy amin’ny lavaka fanangonanao rano, eny, misotroa rano mikoriana avy amin’ny lavadranonao.+