-
2 Samoela 12:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Rehefa hitan’i Davida fa nifampibitsibitsika ny mpanompony, dia fantany fa maty ilay zaza. Ary hoy izy tamin’ny mpanompony: “Maty ve ilay zaza?” Dia hoy izy ireo: “Eny, maty izy.”
-
-
2 Samoela 15:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Koa avy hatrany dia hoy i Davida tamin’ny mpanompony rehetra niaraka taminy tao Jerosalema: “Andao handositra,+ fa tsy hahita fomba hialana amin’i Absaloma intsony isika! Andao haingana, sao ho avy haingana izy ka hahatratra antsika, dia hataony mahita loza isika ary hasiany amin’ny lelan-tsabatra ny tanàna!”+
-