Josoa 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Josoa. Ary niankohoka+ tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny Israely mandra-paharivan’ny andro, sady nasian’izy ireo vovoka foana ny lohany.+ Estera 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ sy nihosin-davenona+ izy, ka nankeo afovoan-tanàna sady niantsoantso mafy tamin’alahelo.+ Joba 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia naka vakim-bilany tanimanga izy, hikikisany ny tenany. Ary nipetraka teo amin’ny lavenona izy.+ Jeremia 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+
6 Dia nandrovitra ny lamba fitafiny i Josoa. Ary niankohoka+ tamin’ny tany teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah izy sy ny anti-panahin’ny Israely mandra-paharivan’ny andro, sady nasian’izy ireo vovoka foana ny lohany.+
4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ sy nihosin-davenona+ izy, ka nankeo afovoan-tanàna sady niantsoantso mafy tamin’alahelo.+
8 Dia naka vakim-bilany tanimanga izy, hikikisany ny tenany. Ary nipetraka teo amin’ny lavenona izy.+
26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+