Jaona 11:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Tsy nandehandeha an-karihary+ teo amin’ny Jiosy+ intsony àry i Jesosy, fa niala teo ka nankany amin’ny faritra akaikin’ny tany efitra, tao amin’ny tanàna atao hoe Efraima.+ Ary nijanona tao niaraka tamin’ny mpianany izy.
54 Tsy nandehandeha an-karihary+ teo amin’ny Jiosy+ intsony àry i Jesosy, fa niala teo ka nankany amin’ny faritra akaikin’ny tany efitra, tao amin’ny tanàna atao hoe Efraima.+ Ary nijanona tao niaraka tamin’ny mpianany izy.