Salamo 55:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+ Ohabolana 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izay manafina ny fankahalany dia manana molotra mandainga,+ ary tsisy saina izay manendrikendrika.+ Ohabolana 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Teny feno fihatsarambelatsihy no ataon’ny mpankahala, ary fitaka no ao am-pony.+
21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+
18 Izay manafina ny fankahalany dia manana molotra mandainga,+ ary tsisy saina izay manendrikendrika.+