1 Samoela 28:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Avy hatrany dia nianiana taminy tamin’ny anaran’i Jehovah i Saoly hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia tsy hisy heloka ho anao amin’ity raharaha ity!” 1 Samoela 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hoy anefa ny mpanjaka: “Aza matahotra, fa inona no hitanao?” Dia hoy ravehivavy: “Nahita andriamanitra+ niakatra avy ao amin’ny tany aho.”
10 Avy hatrany dia nianiana taminy tamin’ny anaran’i Jehovah i Saoly hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia tsy hisy heloka ho anao amin’ity raharaha ity!”
13 Hoy anefa ny mpanjaka: “Aza matahotra, fa inona no hitanao?” Dia hoy ravehivavy: “Nahita andriamanitra+ niakatra avy ao amin’ny tany aho.”