-
1 Mpanjaka 2:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Eo koa i Simey+ zanak’i Gera, ilay Benjaminita avy any Bahorima:+ Izy no nanozona ahy tamin’ny andro nankanesako tany Mahanaima,+ ary ozona nandratra fo+ tokoa no nataony. Izy anefa no nidina hitsena ahy tany amin’ny Reniranon’i Jordana.+ Koa nianiana taminy tamin’ny anaran’i Jehovah aho hoe: ‘Tsy hovonoiko amin’ny sabatra ianao.’+
-