1 Samoela 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy i Abisay tamin’i Davida: “Efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananao ny fahavalonao+ androany. Mba avelao aho handefona azy hifantsika amin’ny tany indray mandeha tsy miverina.” Lioka 9:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Hitan’i Jakoba sy Jaona+ mpianatra izany, ka hoy ireo: “Tompo ô, tianao ve ny hitenenanay mba hisy afo+ hilatsaka avy any an-danitra handringana an’ireo?” Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+
8 Ary hoy i Abisay tamin’i Davida: “Efa natolotr’Andriamanitra eo an-tananao ny fahavalonao+ androany. Mba avelao aho handefona azy hifantsika amin’ny tany indray mandeha tsy miverina.”
54 Hitan’i Jakoba sy Jaona+ mpianatra izany, ka hoy ireo: “Tompo ô, tianao ve ny hitenenanay mba hisy afo+ hilatsaka avy any an-danitra handringana an’ireo?”
19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+