FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fantatrao tsara koa ny nataon’i Joaba tamiko, dia i Joaba zanak’i Zeroia.+ Novonoiny mantsy izy roa lahy lehiben’ny tafiky ny Israely, izany hoe i Abnera+ zanak’i Nera sy Amasa+ zanak’i Jatera.+ Nalatsany tamin’ny fotoana tsy nisy ady ny ra+ fandatsaka amin’ny ady, ka voaloton’ny ra toy ny amin’ny ady ny fehikibo teo amin’ny andilany sy ny kapa teny an-tongony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara