FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa nanolotra ny sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny koa i Ahitofela+ Gilonita,+ mpanolo-tsain’i Davida,+ avy any Gilo+ tanànany. Dia nihamafy hatrany ilay fikomiana,+ ary nihamaro+ hatrany ny mpomba an’i Absaloma.

  • 2 Samoela 15:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Anisan’ireo miray tetika+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida:+ “Jehovah ô,+ mba ovao ho hadalana re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara