2 Samoela 15:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Rehefa tonga teny an-tampony i Davida, teo amin’ny toerana fiankohofan’ny olona tamin’Andriamanitra, dia tonga hitsena azy i Hosay+ Arkita,+ ary rovitra ny akanjo lava nanaovany sady nihosim-bovoka ny lohany.+
32 Rehefa tonga teny an-tampony i Davida, teo amin’ny toerana fiankohofan’ny olona tamin’Andriamanitra, dia tonga hitsena azy i Hosay+ Arkita,+ ary rovitra ny akanjo lava nanaovany sady nihosim-bovoka ny lohany.+