Genesisy 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tatỳ aoriana, dia tonga teo aminy avy any Gerara i Abimeleka, niaraka tamin’i Ahozata namany akaiky sy Pikola lehiben’ny tafiny.+ 1 Mpanjaka 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Azaria zanak’i Natana+ no filohan’ireo lehibem-paritra; Zaboda zanak’i Natana no mpisorona, naman’ny+ mpanjaka; Ohabolana 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+ Ohabolana 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy mpinamana vonona hifamotika,+ fa misy kosa namana mifikitra noho ny rahalahy aza.+
26 Tatỳ aoriana, dia tonga teo aminy avy any Gerara i Abimeleka, niaraka tamin’i Ahozata namany akaiky sy Pikola lehiben’ny tafiny.+
5 Azaria zanak’i Natana+ no filohan’ireo lehibem-paritra; Zaboda zanak’i Natana no mpisorona, naman’ny+ mpanjaka;
17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+