Nomery 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary iny fa nisy lehilahy+ iray tamin’ny zanak’Israely, nitondra vehivavy midianita+ nankeo amin’ny rahalahiny, teo imason’i Mosesy sy ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely, izay mbola nitomany teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. 2 Samoela 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ianao nanao zavatra tao amin’ny miafina,+ fa izaho kosa hanao izany zavatra izany eo imasom-bahoaka+ eo anatrehan’ny Israely rehetra.’”+ Isaia 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.+ Lazain’izy ireo ny fahotany izay toy ny an’i Sodoma,+ fa tsy nafeniny. Lozan’izy ireo, fa izy ihany no nitady loza ho an’ny tenany!+
6 Ary iny fa nisy lehilahy+ iray tamin’ny zanak’Israely, nitondra vehivavy midianita+ nankeo amin’ny rahalahiny, teo imason’i Mosesy sy ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely, izay mbola nitomany teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.
12 Ianao nanao zavatra tao amin’ny miafina,+ fa izaho kosa hanao izany zavatra izany eo imasom-bahoaka+ eo anatrehan’ny Israely rehetra.’”+
9 Na ny endrik’izy ireo aza dia efa miampanga ny tenany.+ Lazain’izy ireo ny fahotany izay toy ny an’i Sodoma,+ fa tsy nafeniny. Lozan’izy ireo, fa izy ihany no nitady loza ho an’ny tenany!+