Deoteronomia 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nivoaka hiady taminareo teny an-dalana izy ireo, ka namely an’ireo olona tany aoriana izay nitaredretra tany afara, rehefa reraka be sy sasatra ianareo. Tsy natahotra an’Andriamanitra+ izy. 2 Samoela 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Farany dia nijanona haka aina ny mpanjaka sy ny olona rehetra niaraka taminy, fa reraka.+
18 Nivoaka hiady taminareo teny an-dalana izy ireo, ka namely an’ireo olona tany aoriana izay nitaredretra tany afara, rehefa reraka be sy sasatra ianareo. Tsy natahotra an’Andriamanitra+ izy.