Matio 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+ 2 Timoty 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 tsy ho tia ny mpianakaviny,+ tsy ho azo ifanarahana,+ ho mpanendrikendrika,+ tsy hahafehy tena, ho masiaka be,+ tsy ho tia ny tsara,+
4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+
3 tsy ho tia ny mpianakaviny,+ tsy ho azo ifanarahana,+ ho mpanendrikendrika,+ tsy hahafehy tena, ho masiaka be,+ tsy ho tia ny tsara,+