Salamo 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mihady lavaka izy ka mangady azy,+Nefa izy ihany no ho latsaka ao.+ Salamo 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela.
16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela.