Matio 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy izy tamin’ireo: “Tsy hitanareo ve ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy havela hisy vato hifanaingina mihitsy eto ka tsy harodana.”+
2 Dia hoy izy tamin’ireo: “Tsy hitanareo ve ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy havela hisy vato hifanaingina mihitsy eto ka tsy harodana.”+